Blaogy kely
jhouhlambout | 22 Desambra, 2006 12:38
Nisy matematisiana adala hono niditra tao anaty bus. Avy eo nampitahotra ny olona izy sady mivazavaza hoe: - Itégrer-ko daholo nareo, avy eo dériver-ko. Dia natahotra daholo ny olona rehetra afa tsy ilay ramatoa iray. Gaga ranamana ka nanontany azy hoe: - Ary toa tsy matahotra akory ianao? Ho-dériver-ko sy ho-intégrer-ko anie ianao é!. Dia namaly ilay ramatoa nanao hoe: - Tsy matahotra aho satria izaho: ex.
jhouhlambout | 27/12/2006, 03:03
fonction exponentielle x, izay nitovy azy ihany ny derivé-ny
kitjo | 27/01/2007, 19:12
hahahhaa
zay zany le tonga @ fitenenana oe "sendra ny mahay azy"
milay e
| « | Jiona 2009 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | ||||
Re: Matematika
miangaly | 27/12/2006, 02:23
inn le ex fa zah tsy mahazo.