Ny numéro de sécurité sociale
jhouhlambout | 22 Desambra, 2006 12:23
Ny numéro de sécurité sociale eto Frantsa dia numéro manana 13 chiffres sy clé na 2 chiffres. Fa ahoana ary ny fandehany ?
Fanazavana tsotra amin’ny alalany ohatra kely (Tsy ny numéro de sécu-ako io an !)
A : Sexe (1 Lehilahy, 2 Vehivavy)
B : Taona nahaterahana
C : Volana nahaterahana
D : Département nahaterahana (Mada = 99)
E : Code ny commune nahaterahana (Mada = 333)
F : Ny laharan’ny fahaterahana taminy volana tao amin’ilay commune.
Tsotra kely ny fomba ahazoana ny Clé, ito ny calcul :
clé = [97 – (n° de sécu modulo[97] ) ]
Zany hoe : 97 analana (soustraction) ny ambin’ny (reste) division ny numéro de sécu par 97.
(Ny Clé-n’ilay ohatra kely io dia : 86) .
Fa maninona ary no division par 97 ???