Blaogy kely
jhouhlambout | 21 Desambra, 2006 18:30
jhouhlambout | 22/12/2006, 01:03
18,857142857142 vé?
Zany hoe tokony ho 17 zany no raisina, satria io ny Entier inférieur @ ilay izy, dia mety zay no nahatonga ilay décalage... angamba.
mpitsidika | 22/12/2006, 07:07
Ilay B tsy [A] fa [A/4] - 1
Na aodino kely ilay filaharan'ny andro.
jhouhlambout | 22/12/2006, 12:32
Ié zay mihintsy ilay izy ka, [A/4]-1, zany hoe: Partie entière de A/4 analana 1, fa tsy haiko loatra ny manazava azy @ teny gasy tsotra... hihihi...
miangaly | 27/12/2006, 00:05
sarotsa be zany kah...fa misaotra kosany lou e
| « | Febroary 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | |||||
| 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
| 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
| 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
| 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | |
Re: Fomba fijerena ny andro nahaterahana
kitjo | 21/12/2006, 20:09
hahahhaha
tsy namaky tsara aho dia nataoko t@ calculator'ny ordi dia izao nyvalin'ilay division 18,857142857142......hahahhahha
d tsy tadidiko ilay oe inona moa zany reste raha tsy naveriko io ohatra nataon'i jhoul io natao t@ taratasy..hahahha
loza fa voambakan'ny T2 raha izao marina!
ny ahy: Zoma zany
Fa efa nahita ohatra an'io za indray mandeha anefa tsy tadidiko ilay fomba fanaovana azy dia Alakamisy no nolazainy! sa misy dekalazy? hahaha