jhouhlambout

Blaogy kely

Ny numéro ny carte bancaire

jhouhlambout | 21 Desambra, 2006 13:40

Zao ny fomba fandehan'ny numéro ny cartes bancaires eto Frantsa, toy izao ny fisehony @ carte: ABCD EFGH IJKL MNOP.
Inona ary ny dikany io?

ABCD : Ny anaran'ny banque.
Ny chiffre voalohany A dia ny type de carte ( 3 : american express; 4 : visa ; 5 : eurocard-mastercard)

EFGH IJKL MNO : Ny tompon'ny carte.

P : Clé de contrôle, Na koa: "Clé de Luhn".

Zao ny fomba hikajiana ilay Clé (calcul de la Clé):

1°) Ampitomboina 2 i A (multiplier A par 2). Raha mihoatra ny 9 ny valiny dia analana 9 (on lui soustrait 9).
Dia soloina ny valiny azo eo i A.
Atao toy izay koa ny:  C, E, G, I, K , M sy O.
2°) Avy eo: A+B+C+D+E+F+G+H+I+J+K+L+M+N+O atao ao amin'ny P.
3°) Soloina i P amin'ny reste de la division euclidienne par 10 (Zany hoe: ny isa: unité an'i P ihany no tazomina).
4°) Soliona 10 - P ilay p taloha.
5°) Dia raha manana CB ianao dia jerevo fa io tokoa ny Clé ny.

Hevitra

Re: Ny numéro ny carte bancaire

kitjo | 21/12/2006, 21:12

wow wow wow
hisy fotoana tsy maintsy hiantsoana an'i jhoul le!

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb