Categorie: Blagues
Nisy matematisiana adala hono niditra tao anaty bus. Avy eo nampitahotra ny olona izy sady mivazavaza hoe: - Itégrer-ko daholo nareo, avy eo dériver-ko. Dia natahotra daholo ny olona rehetra afa tsy ilay ramatoa iray. Gaga ranamana ka nanontany azy hoe: - Ary toa...