jhouhlambout

Blaogy kely

Categorie: Ankapobeny

Ny numéro de sécurité sociale

Ny numéro de sécurité sociale eto Frantsa dia numéro manana 13 chiffres sy clé na 2 chiffres. Fa ahoana ary ny fandehany ? Fanazavana tsotra amin’ny alalany ohatra kely (Tsy ny numéro de sécu-ako io an !) 1 59...

Fomba fijerena ny andro nahaterahana

Ho an'ireo teraka eo anelanelan'ny 1900 sy 1999, ito misy fomba ahafantarana ny andro nahaterahanareo. 1°) Atambaro ireto (addition)  : A : ireo chiffres roa farany t@ taona nahaterahanao ; B : Ilay chiffre alohan'ny virgule @ 1/4 de A; ohatra:...

Ny numéro ny carte bancaire

Zao ny fomba fandehan'ny numéro ny cartes bancaires eto Frantsa, toy izao ny fisehony @ carte: ABCD EFGH IJKL MNOP. Inona ary ny dikany io? ABCD : Ny anaran'ny banque. Ny chiffre voalohany A dia ny type de carte ( 3 : american express; 4 : visa ; 5 :...
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb