Blaogy kely
jhouhlambout | 22 Desambra, 2006 12:38
Nisy matematisiana adala hono niditra tao anaty bus. Avy eo nampitahotra ny olona izy sady mivazavaza hoe: - Itégrer-ko daholo nareo, avy eo dériver-ko. Dia natahotra daholo ny olona rehetra afa tsy ilay ramatoa iray. Gaga ranamana ka nanontany azy hoe: - Ary toa tsy matahotra akory ianao? Ho-dériver-ko sy ho-intégrer-ko anie ianao é!. Dia namaly ilay ramatoa nanao hoe: - Tsy matahotra aho satria izaho: ex.
jhouhlambout | 22 Desambra, 2006 12:23
| 1 | 59 | 10 | 75 | 118 | 104 | clé |
| A | B | C | D | E | F | |
jhouhlambout | 21 Desambra, 2006 18:30
jhouhlambout | 21 Desambra, 2006 13:40
Zao ny fomba fandehan'ny numéro ny cartes bancaires eto Frantsa, toy izao ny fisehony @ carte: ABCD EFGH IJKL MNOP.
Inona ary ny dikany io?
ABCD : Ny anaran'ny banque.
Ny chiffre voalohany A dia ny type de carte ( 3 : american express; 4 : visa ; 5 : eurocard-mastercard)
EFGH IJKL MNO : Ny tompon'ny carte.
P : Clé de contrôle, Na koa: "Clé de Luhn".
Zao ny fomba hikajiana ilay Clé (calcul de la Clé):
1°) Ampitomboina 2 i A (multiplier A par 2). Raha mihoatra ny 9 ny valiny dia analana 9 (on lui soustrait 9).
Dia soloina ny valiny azo eo i A.
Atao toy izay koa ny: C, E, G, I, K , M sy O.
2°) Avy eo: A+B+C+D+E+F+G+H+I+J+K+L+M+N+O atao ao amin'ny P.
3°) Soloina i P amin'ny reste de la division euclidienne par 10 (Zany hoe: ny isa: unité an'i P ihany no tazomina).
4°) Soliona 10 - P ilay p taloha.
5°) Dia raha manana CB ianao dia jerevo fa io tokoa ny Clé ny.
| « | Jiona 2009 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | ||||